Ny Salamo
Toko faha-69
8 Fa noho ny aminao no itondrako latsa, sy mahasafo-kenatra ny tavako.9 Zary vahiny eo amin'ny rahalahiko aho, ary olon-tsy fantatra eo amin'ny zanak'ineny.
10 Fa ny zotom-po amin'ny tranonao mandritra aina ahy; ary ny fanaratsian'ireo manevateva anao, mianjera amiko.