Ny Salamo
Toko faha-82
3 Omeo ny rariny ny mahantra sy ny kamboty, omeo ny hitsiny ny ory sy ny malahelo.4 Vonjeo ny fadiranovana sy ny tsy manana, afaho amin'ny tànan'ny ratsy fanahy izy.
6 Hoy aho: andriamanitra hianareo, zanaky ny Avo indrindra avokoa hianareo.
7 Kanefa ho faty tahaka ny olona ihany hianareo; ho lavo tahaka izay andriandahy na iza na iza.