Ny Salamo

Toko faha-89

4 Efa nanao fanekena tamin'ilay nofidiko aho; fianianana efa nataoko tamin'i Davida mpanompoko,

5 fa ta-hampiorina mafy mandrakizay ny taranakao aho, sy hanamafy ny seza fiandriananao, hatramin'ny taranaka rehetra. - SelĂ .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1067