Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Salamo

Salamo toko 9, 2-3

       <2Hidera an'ny Tompo amin'ny foko rehetra aho,
hanambara ny zava-mahagaga rehetra nataonao aho.
       3Hifaly sy hientan-kafaliana aminao aho,
hihira ny anaranao aho, ry Avo indrindra รด! >