Ny Salamo
Toko faha-93
1 Mpanjaka Iaveh, mitafy fiandrianana izy, mitafy Iaveh, misikina hery izy: ka miorina mafy izao tontolo izao fa tsy mangozohozo.2 Voatsangana hatry ny fiandohana fahagola, ny fiandriananao, misy hatramin'ny mandrakizay hianao.
5 Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao; mandritra ny faharetan'ny andro rehetra, ry Iaveh รด!