Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Sofonia

Sofonia toko 3, 13

       <13Ny sisa amin'Israely dia tsy hanao ny tsy marina,
na hilaza lainga,
ary tsy hahitana eo am-bavany intsony
izay lela mandainga.
Fa hihinana sy handry fahizay izy ireo,
ary tsy hisy olona hanaitaitra azy. >