Boky Voalohan'ny Tantara

Toko faha-15

3 Dia novorin'i Davida tao Jerosalema Israely rehetra hampiakatra ny fiaran'ny Tompo ho ao amin'ny fitoerany, izay efa nomaniny ho azy. 4 Novorin'i Davida ny taranak'i Aarona sy ny Levita;

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0263