Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Tesalonisiana

Toko faha-3

4 Fa fony mbola teo aminareo ihany izahay no efa nilaza taminareo rahateo fa tsy maintsy hampahorina, ary hitanareo izao fa tanteraka tokoa izany. 12 ary ny Tompo hampitombo sy hampandroso anareo amin'ny fifankatiavanareo, sy amin'ny fitiavanareo ny olona rehetra, tahaka anay aminareo izao! 13 Hankahery ny fonareo anie izy, ary hiaro azy tsy hanan-tsiny amin'ny fahamasinana eo anatrehan'Andriamanitra Raintsika, ho amin'ny fahatongavan'i Jesoa-Kristy Tompontsika mbamin'ny olo-masiny rehetra. Amena.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1089