Taratasy Faharoan'i Md. Paoly Ho An'ny Tesalonisiana
Toko voalohany
11
Mandra-pihavin'izany dia tsy tapaka ny mivavaka ho anareo izahay, mba hataon'ny Andriamanitsika mendrika ny niantsoany anareo hianareo, ary mba hotanterahiny amin-kery avokoa ny faniriana tsara rehetra sy ny asan'ny finoanareo,
12
ka hankalazaina ao aminareo ny anaran'i Jesoa Tompo, sy hianareo koa ao aminy, araka ny fahasoavan'ny Andriamanitsika sy Jesoa-Kristy Tompo.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.024