Taratasy Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Tesalonisiana

Toko voalohany

3 ary tsy tapaka ny mahatsiaro eo imason'Andriamanitra Raintsika ny asan'ny finoanareo, sy ny fahafoizan-tenan'ny fitiavanareo, ary ny faharetan'ny fanantenanareo an'i Jesoa-Kristy Tompontsika;

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0776