Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Faharoan'i Md. Paoly Ho An'i Timote

2 Timote toko 1, 12
<12ary izany ihany koa no iaretako izao fijaliana ankehitriny izao; tsy menatra amin'izany anefa aho, fa fantatro izay ninoako, ary matoky aho fa izy no hahatahiry izay napetraka tamiko mandra-pihavin'izay andro izay. >