Taratasy Faharoan'i Md. Paoly Ho An'i Timote
Toko faha-3
15
sady hatry ny fony mbola zaza hianao no efa nahalala ny Soratra Masina, izay mampahendry anao ho amin'ny famonjena noho ny finoana ny Kristy Jesoa.
16
Satria ny Soratra rehetra avy amin'ny fanilovan'Andriamanitra dia mahasoa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fananarana, ho fanabeazana amin'ny fahamarinana,
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0214