Epistolan'i Md. Paoly Ho An'i Tito

Toko faha-3

9 Fa raha ny amin'ny fandinihan-javatra tsy misy heviny kosa, mbamin'ny tantaram-pirazanana, ny fifandirana, ny ady hevitra foana momba ny Lalàna, dia ialao ireny, fa sady tsy mahasoa no zava-poana. 10 Ny olona tia fisarahan-kevitra koa ialao rahefa nanarinao tsy zaka indray maka na indroa, 11 satria fantatrao fa efa ratsy mihitsy ny toy izany sady manota, fa ny tenany aza no manameloka azy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1962