Bokin'i Tobia
Toko voalohany
2
Lasan-ko babo izy tamin'ny andron'i Salmanazara, mpanjakan'ny Asiriana, nefa na tany am-pahababoana tany aza izy, dia tsy mba niala tamin'ny làlan'ny fahamarinana.
3
Isan'andro izy, dia nizara tamin'ireo rahalahiny, iray firenena aminy, sy babo toa azy, izay rehetra azony nomena.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0269