Bokin'i Tobia

Toko faha-6

7 Fa nanontany an'ity anjely Tobia nanao hoe: Raha sitrakao, ry Azariasa rahalahiko, mba lazao ahy kely: manan-kery hahasitrana inona moa ireto zavatra avy amin'ny hazandrano nasainao tehiriziko ireto? 10 Dia hoy Tobia taminy: Aiza no tianao hialantsika sasatra?

11 Ary hoy ny anjely namaly azy: Eto misy lehilahy anankiray atao hoe: Ragoela, iray foko amam-pianakaviana aminao, manan-janakavavy anankiray atao hoe SarĂ  izy; ary tsy manan-janaka hafa, afa-tsy izay, na lahy na vavy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8876