Baiboly Katolika Malagasy
boxlefttop
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Momba ny takelaka
Mpandrindra
Baiboly
Hamaky baiboly
Ny boky rehetra
Karoka
Fampiasana ny takelaka
Fifampizarana
Logos
Webmasters
boxleft
Boky rehetra
>
Tononkira
>
Toko 1
Tonon-kira Dia Tonon-kira
Tononkira toko 1. 5
5
TENIN'NY AMPAKARINA
Mainty aho, ry zanakavavin'i Jerosalema, nefa tsara tarehy,
Sahala amin'ny lain'i Sedara, tahaka ny trano lain'i Salomona.