Tonon-kira Dia Tonon-kira

Tononkira toko 6. 1
Tononkira fahavalo - Tononkira fahasivy

       1 NY ANTOKOM-PIHIRA
Lasa nankaiza ny malalanao,
ry tsara tarehy indrindra amin'ny vehivavy?
Nitodika nankaiza ny malalanao,
hiarahanay aminao hitady azy?