Baiboly Katolika Malagasy
boxlefttop
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Momba ny takelaka
Mpandrindra
Baiboly
Hamaky baiboly
Ny boky rehetra
Karoka
Fampiasana ny takelaka
Fifampizarana
Logos
Webmasters
boxleft
Boky rehetra
>
Tononkira
>
Toko 7
Tonon-kira Dia Tonon-kira
Tononkira toko 7. 1
Tononkira fahafolo
1
NY ANTOKOM-PIHIRA
Miverena, miverena, ry Solamita.
Miverena, miverena, mba hijerenay anao.
NY MPAMPAKATRA
Ahoana hianareo no mijery ny Solamita
tahaka ny dihy any Makanaima.