Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Zakaria

Zakaria toko 10, 6

       <6Hohatanjahako ny taranak'i Jodà,
ary hovonjeko ny taranak'i Josefa;
hanangana azy indray aho, fa mangoraka azy ireo;
ary ho toy ny tsy nariako akory izy,
fa Iaveh, Andriamaniny aho, ka hihaino azy ireo. >