Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Zakaria

Zakaria toko 10, 7

       <7Fa toy ny mpiady mahery, ry zareo Efraima,
hifaly toy ny fifaliana amin'ny divay ny fony;
hahita izany ireo zanany, ka hiravoravo,
ary hientan-kafaliana amin'ny Tompo ny fon'izy ireo! >