Ny Asan'ny Apostoly

Toko faha-19

11 Ary Andriamanitra nanao fahagagana lehibe tamin'ny alalan'i Paoly,

12 fa hatramin'ny mosara mbamin'ny fiaron'akanjo nikasika ny tenany avy no nakasika ny marary, dia nahasitrana ny aretiny, sy naharoaka ny fanahy ratsy taminy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0924