Taratasy Katolika Nosoratan'i Md. Jakoba
Toko faha-2
22
Hitanao fa niara-nanao ny finoana sy ny asany; ary ny asa aza no nahatontosa ny finoany.
23
Dia tanteraka ny Soratra Masina hoe: Ary Abrahama nino an'Andriamanitra ka notanana ho fahamarinany izany, sady nantsoina hoe sakaizan'Andriamanitra izy.
24
Hitanao amin'izany fa hamarinina amin'ny asa ny olona, fa tsy amin'ny finoana fotsiny ihany.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0308