Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-17

19 Manamasina ny tenako ho azy ireo aho, mba hohamasinina amin'ny fahamarinana koa izy. 20 Tsy ho azy ireto ihany no angatahako, fa ho an'izay hino ahy noho ny teniny koa:

21 mba ho iray izy rehetra, tahaka anao, Ray, ato amiko, ary izaho ao aminao, ary mba ho iray ao amintsika koa izy, ka hinoan'ny olona fa hianao no naniraka ahy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0294