Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka

Marka toko 10, 6-9
<6Fa tamin'ny niandohan'izao tontolo izao, dia lehilahy iray sy vehivavy iray ihany no nataon'Andriamanitra; 7noho izany dia handao ny ray aman-dreniny ny lehilahy, ka hikambana amin'ny vadiny, 8ary ho nofo iray izy roroa; koa tsy roa intsony izy, fa nofo iray ihany. 9Koa aoka izay nakamban'Andriamanitra tsy hosarahin'olombelona. >