Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Marka

Marka toko 12. 24
24 Ary hoy ny navalin'i Jeso azy: Moa tsy diso hevitra va hianareo noho ny tsy fahafantaranareo ny Soratra Masina sy ny fahefan'Andriamanitra?