Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Matio toko 1. 17
17 Koa ny taranaka rehetra hatramin'i Abrahama ka hatramin'i Davida, dia taranaka efatra ambin'ny folo; ary hatramin'i Davida ka hatramin'ny nifindrana tany Babilona, dia taranaka efatra ambin'ny folo; ary hatramin'ny nifindrana tany Babilona ka hatramin'ny Kristy, dia taranaka efatra ambin'ny folo.