Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Matio toko 1. 18

       18 Ary toy izao no nahaterahan'ny Kristy: Maria reniny dia efa fofombadin'i Josefa; fa raha mbola tsy niray trano izy ireo, dia hita fa nanan'anaka avy tamin'ny Fanahy Masina izy.