Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-13

45 Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpandranto mitady voahangy tsara.

46 Ary nony nahita anankiray be vidy izy, dia lasa nivarotra ny fananany rehetra ka nividy azy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0248