Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Matio toko 19. 12
12 Fa misy eonoka hatrany an-kibon-dreniny; misy eonoka nataon'ny olona, ary misy eonoka izay nanao ny tenany eonoka noho ny fanjakan'ny lanitra. Aoka handray izay mahay mandray.