Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Toko faha-26
14 Ary tamin'izay ny anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy atao hoe Jodasy Iskariota nankany amin'ny lohandohan'ny mpisorona,15 ka nanao taminy hoe: Homenareo hoatrinona aho, dia hatolotro anareo izy? Dia nanisa farantsa kely telopolo ho azy izy ireo. 16 Hatramin'izay dia nikendry izay hamadihana azy izy.
