Momba ny App Baiboly Masina

Ny Application Baiboly Masina dia azonao alaina ao amin'ny Google PlayStore ao amin'ny findainao na tsindrio eto.

Marihina fa io fitaovana io dia mety mila ny fanekenao hampiasa azy ao amin'ny finday, anisan'izany ny fahafahana mitahiry ny base de données-n'ny baiboly ao amin'ny findainao.

Marihina fa tsy misy na inona na inona mikasika anao manokana na ankapobeny azonay na tehirizinay fa mijanona ao amin'ny findainao avokoa izany ka ianao ihany no tompony.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1118