Epistola Voalohan'i Md. Joany
1 Joany toko 3, 1
Ny zanak'Andriamanitra sy ny zanaky ny demony - Ny fitiavana ny rahalahy - Ny fanatonana an'Andriamanitra amin-toky.
1Endrey ity haben'ny fitiavan'Andriamanitra antsika, amin'ny iantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra, sady tena izany tokoa isika! Fa izao tontolo izao no tsy mahalala antsika, dia noho izy tsy mahalala azy. >