Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Voalohan'i Md. Joany

1 Joany toko 3, 2
<2Ry malala, zanak'Andriamanitra isika ankehitriny, nefa mbola tsy naseho izay ho tena toetrantsika; fa amin'ny andro hampisehoana izany, dia fantatsika fa hanahaka azy isika, satria hahita azy araka ny tena toetrany. >