Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana

1 Korintiana toko 10, 33
<33fa toy ny ataoko, dia manao izay hahafaly ny olona rehetra amin'ny zavatra rehetra aho, ka tsy mitady ny ho an'ny tenako, fa ny ho an'ny be sy ny maro, mba ho voavonjy izy rehetra. >