Epistola Voalohan'i Md. Piera
1 Piera toko 1, 22
<22Noho hianareo efa nandio ny fonareo tamin'ny fanarahana ny fahamarinana, sy efa nilatsa-tenany tamin'izany hanaraka ny fitiavana marina ny rahalahy, dia mifankatiava fatratra amin'ny fo tokoa; >