Taratasy Voalohan'i Md. Piera
Toko faha-3
7 Hianareo lehilahy kosa, mahaiza mitondra ny vadinareo amim-pahendrena, toy ny fanao amin'ny fanaka malemy; ento amim-panajana izy, fa mpiara-mandova ny fahasoavan'ny fiainana hianareo, mba tsy hisy hanampontsapona ny fivavahanareo.