Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Boky Voalohan'i Samoela

1 Samoela toko 1, 1
Ny nahaterahan'i Samoela - Ny nanokanana azy ho an'Andriamanitra.

       1Nisy lehilahy anankiray tany Ramataima-Sofima, any amin'ny tendrombohitr'i Efraima, atao hoe El-kanà, zanak'i Jerohama, zanak'i Eliò, zanak'i Taohò, zanak'i Sofa; Efrateana izy io. >