Boky Voalohan'i Samoela

Toko faha-14

34 Ary hoy Saola: Mieleza any amin'ny vahoaka, ka lazao aminy hoe: Samia mitondra ny ombiny na ny ondriny aty amiko sy mamono azy eto, vao hihinana, ka tsy hanota amin'ny Tompo hianareo amin'ny fihinanan-javatra miaraka amin'ny rany. Dia samy nitondra ny ombiny, tamin'ny tànany, nandritra ny alina ny vahoaka rehetra, ka namony azy teo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2832