Boky Voalohan'i Samoela    
    
    
                                
                
                    
                        Toko faha-18                    
                
                
                    
                        5                    
                    Raha nivoaka Davida na aiza na aiza no nanirahan'i Saola azy dia nahomby izy; nataon'i Saola filohan'ny lehilahy mpiady izy, ary nankasitrahan'ny vahoaka rehetra hatramin'ny mpanompon'ny mpanjaka aza.
                                                                                        
                
                    
     
 
                                     
             
         
        
            © 
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
            2025 - page load 0.0094