Boky Voalohan'i Samoela
1 Samoela toko 2, 1
Tonon-kira nataon'i Annà - Ny ratsy nataon'ny zanak'i Helì, sy ny nanaovan-drainy rainazy tamin'izany.
1Ary nivavaka Anna, ka nanao hoe:
Ny foko misomebin-kafaliana amin'ny Tompo,
ny tandroko nasandratry ny Tompo,
ny vavako misokatra hamely ny fahavaloko;
fa mifaly amin'ny famonjenao aho. >