Boky Voalohan'i Samoela
1 Samoela toko 2, 8
<8Esoriny amin'ny vovoka ny mahantra;
atsangany hiala amin'ny zezika ny tsy manana,
hampiarahiny mitoetra amin'ny mpanjaka,
ary homeny seza fiandrianana be voninahitra ho anjarany.
Fa an'ny Tompo ny andrin'ny tany,
ary teo amboniny no nametrahany ny tany. >