Boky Voalohan'i Samoela

Toko faha-30

15 Dia hoy Davida taminy: Manaiky hitarika ahy ho any amin'izany jirika izany va hianao? Ary hoy ny navaliny: Mianiàna amiko amin'Andriamanitra fa tsy hamono ahy hianao, na hanolotra ahy eo an-tànan'ny tompoko, dia hitarika anao ho any amin'izany jrika izany aho.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0097