Boky Voalohan'ny Tantara

Toko faha-14

11 Dia niakatra nankany Baalal-Farasina izy ireo ka nandresy azy tao Davida. Ary hoy Davida: Ny tànako no namakian'Andriamanitra ny fahavaloko, toy ny amakian'ny rano ny fefiloha. Izany no nanaovana ny anaran'io fitoerana io hoe: Baala-Farasina.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009