Boky Voalohan'ny Tantara
1 Tantara toko 15, 2
<2Hoy Davida tamin'izay: Tsy misy afa-tsy ny Levita ihany no hitondra ny fiaran'Andriamanitra, satria ireo no voafidin'ny Tompo hitondra ny fiaran'Andriamanitra sy hanao ny fanompoana momba azy mandrakizay. >