Boky Faharoan'ny Makabeo
Toko faha-10
30
Nataon'ny roa tamin'izy ireo teo afovoany Makabeo, dia nambenany tsy haratra, nosaronany tamin'ny fiadiany; niaraka tamin'izay, dia nalefany ny zana-tsipìka sy varatra, nojanjanany ny fahavalo, izay efa jenjina sy nivadi-po, ka lavo nifanaritaka.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0115