Boky Faharoan'ny Mpanjaka
Toko faha-18
17 Ary ny mpanjakan'i Asiria naniraka ny jeneraliny ambony indrindra sy ny lehiben'ny eonoka, ny komandy mpandroso divay, mbamin'ny miaramila maro koa, avy any Lakisa, ho any amin'i Ezekiasa mpanjaka, any Jerosalema. Dia niakatra izy ireo, ka tonga tany Jerosalema. Nony tonga tao izy, dia nijanona teo anilan'ny lakan-dranon'ny farihy ambony, amin'ny làlana mankamin'ny sahan'ny Mpamotsy lamba,
