Boky Faharoan'ny Mpanjaka

Toko faha-2

6 Ary hoy Elia taminy: Mijanona eto raha sitrakao, fa irahin'ny Tompo ho any Jordany aho. Fa hoy ny navaliny: Velona Iaveh ary velona ny ainao! tsy handao anao aho! Koa niara-nandeha izy roa lahy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091