Bokin'i Amosy
Amosy toko 6, 1
Matokitoky foana ireo mpanan-karena; nefa izy ireo ho lasan-ko babo, ny tranony hazera, ny ankabeazany hovonoina.
1Loza ho an'ireo mandry fahizay ao Siona,
sy mitoetra matoky ao an-tendrombohitr'i Samaria;
dia ireo malaza indrindra amin'ilay firenena, lohan'ny firenena,
ireo izay hatonin'ny taranak'Israely! >