Bokin'i Amosy
Amosy toko 6, 2
<2Miampità ho any Kalne hianareo ka zahao;
avy ao dia mankanesa any Hamata ilay lehibe:
midìna koa ho any Geta ao amin'ny Filistina:
moa miadana noho ireto fanjakana ireto va ireo tanàna ireo,
ary lehibe noho ny anareo va ny tanin'izy ireo? >