Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Amosy

Amosy toko 8, 8

       <8Noho izany, tsy hihorohoro va ny tany,
ary tsy hisaona va ny mponina rehetra eo aminy?
Hisondrotra tahaka an'i Nila ny tany manontolo,
hisondrotra sy hietry tahaka an'i Nilan'i Ejipta izy. >